• Zoma 31 Mey 2019
Any Ivelany.Salvador Ahiana handalovan`ny Tsunami

Nisahotaka ny mponina tany Salvador, omaly alakamisy tamin`ny 11 ora antoandro noho ny fisian`ny horohorontany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Any Ivelany.Fiaraha-mitantanana Mitaky fifidianana vaovao ny parlemantera isaraelianina

Tsy mbola tafapetraka mihitsy ny fiaraha-mitantana ao Israely, taorian` ny fandresen` ny antoko havanana ny fifidianana solombavambahoaka ny volana aprily lasa teo ka naleon` ny praiministra Benjamin Netanyahu namerina ireo Israelianina mifidy ny 17 septambra ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Any Ivelany.Fifaninana ara-barotra Sina-Etazonia Miditra an-tsehatra hatramin`ireo mpanao gazety

Miha mafy hatrany ny ady eo amin`ny firenena Etazonia sy Sina satria na ny mpanao gazety aza miditra an-tsehatra. Mpilaza vaovao amerikanina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Any Ivelany.Fonja nikorontana tany Brezila Gadra 55 no maty nandritra ny roa andro

Raikitra ny fifandonana tamin’ireo voafonja ao amin`ny fonja iray any avaratr'i Brezila. Ny fonjan`i Amazonas dia natao hitobian’ireo jiolahy voasokajy ho mahery fihetsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Any Ivelany.Afghanistan Mihorohoro ny mpianatra

Nitombo avo telo heny ny fanafihana sekoly tany amin`ny faritra maro any Afghanistan tamin`ny taon-dasa raha ny tatitra navoakan`ny UNICEF omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Any Ivelany.Fanafihana fiangonana tany Burkina Faso Efatra no namoy ny ainy

Nahitana trangana fampihorohoroana indray ny tany Burkina Faso omaly. Andian` olona maro no nanafika trano fivavahana kristianina iray tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT